VOEUX 2023

Ramatoa Filoha sy ireo mpiara miasa aminy ao aminy Fikambanana SOS MADAGASCAR dia faly Miarahaba anareo tratry ny taona 2023. Mirary ny Soa sy ny Tsara indrindra ho anareo.

La Présidente de l’Association SOS MADAGASCAR et son Equipe vous présentent leurs Meilleurs Voeux et vous souhaitent une très belle année 2023.

Orphelinat d’Akanisoa
Foyer de Namahora

Ny Fikambanantsika dia manohy  ny asany atrany. “Ny Taon-trano hono tsy vitany irery” koa mangataka ny fanampianareo sy ny fanoanareo izahay.

L’Association continue ses activités, mais seule, elle ne pourrait aller loin. L’Association a besoin de vous, de votre soutien et de votre savoir-faire.

Manasa ary manantena ny fahatongavanareo  anatrika ny ASSEMBLEE GENERALE ny 18 Mars 2023. Ny andinindihany dia ho ampitaina aminareo aminy manaraka.

Notre ASSEMBLEE GENERALE se tiendra le 18 Mars 2023 . Nous sollicitons vivement votre présence. On compte sur vous! Les détails vous seront communiqués ultérieurement.

Samia tafita soa amin’izay kasainy.

Que cette nouvelle année apporte à chacun l’accomplissement de ses rêves.